auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 08:43:44 +03:00 committed by root
parent 4cd14e72af
commit bdf00e0547
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
I Paoly de nitare hoe: "Za de Jiosy, avy aigny amin'ny tanànan'i Tarsosy aigny Kilikia. Za de oôlom-pirenen'ny tanàna manan-danja. Mangataka aminao za, avilao za hikoragna amin'ny ôla." Rafa namela an'azy hikoragna le kapiteny, de nitsangana takeo amin'ny tôtra i Paoly ary nagnano fietsika tamin'ny tàna
I Paoly de nitare hoe: "Za de Jiosy, avy aigny amin'ny tanànan'i Tarsosy aigny Kilikia. Za de oôlom-pirenen'ny tanàna manan-danja. Mangataka aminao za, avilao za hikoragna amin'ny ôla." Rafa namela an'azy hikoragna le kapiteny, de nitsangana takeo amin'ny tôtra i Paoly ary nagnano fietsika tamin'ny tànany atamin'ny vahôka. Rafa nisy fanginana lalina, de niresaka tamin-jareo tamin'ny fiteny Hebreo izy. Ozy: