auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 08:43:44 +03:00 committed by root
parent 2a218b9487
commit 4cd14e72af
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha igny ho entina takao agnaty rova igny i Paoly, de ozy tamin'ny kapiteny: "Afaka mitare ra aminao ma za?" Ozy le kapiteny hoe: "Miteny Grika ma anao? Tsy anao ma le Egyptiana, ze nitarika fikomiana taigny alô ary nitarika reo efatra arivo lahy an'ny 'mpamono ôla
Raha igny ho entina takao agnaty rova igny i Paoly, de ozy tamin'ny kapiteny: "Afaka mitare ra aminao ma za?" Ozy le kapiteny hoe: "Miteny Grika ma anao? Tsy anao ma le Egyptiana, ze nitarika fikomiana taigny alô ary nitarika reo efatra arivo lahy an'ny 'mpamono ôla' nivôka avy taigny an-tany efitra?"

1
21/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
I Paoly de nitare hoe: "Za de Jiosy, avy aigny amin'ny tanànan'i Tarsosy aigny Kilikia. Za de oôlom-pirenen'ny tanàna manan-danja. Mangataka aminao za, avilao za hikoragna amin'ny ôla." Rafa namela an'azy hikoragna le kapiteny, de nitsangana takeo amin'ny tôtra i Paoly ary nagnano fietsika tamin'ny tàna