auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-06 06:32:03 +08:00 committed by root
parent b3e8f8fead
commit bc84380367
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary raha nandigny an'jareo taigny Atena i Paoly, de tonga tezitra takao agnatiny ny fagnany raha vô nahita ny tanàna te
Ary raha nandigny an'jareo taigny Atena i Paoly, de tonga tezitra takao agnatiny ny fagnany raha vô nahita ny tanàna feno sampy. Ka niady hevitra takao am'synagoga niaraka tam'reo Jiosy sy reo hafa ze kô ny takao am'tôran'ny raharaham-barotra niaraka tam'reo ze teo.