diff --git a/17/16.txt b/17/16.txt index 86a4653..d8efa85 100644 --- a/17/16.txt +++ b/17/16.txt @@ -1 +1 @@ -Ary raha nandigny an'jareo taigny Atena i Paoly, de tonga tezitra takao agnatiny ny fagnany raha vô nahita ny tanàna te \ No newline at end of file +Ary raha nandigny an'jareo taigny Atena i Paoly, de tonga tezitra takao agnatiny ny fagnany raha vô nahita ny tanàna feno sampy. Ka niady hevitra takao am'synagoga niaraka tam'reo Jiosy sy reo hafa ze kô ny takao am'tôran'ny raharaham-barotra niaraka tam'reo ze teo. \ No newline at end of file