auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 21:30:13 +03:00 committed by root
parent 8edf52b9b8
commit bb6ec87154
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nagnodidina ny misasak'alina de nivavaka i Paoly sy Silasy ary nihira fiderana an'Andriamanitra, ary reo gadra hafa de nitaino an-jareo. Tampoka takeo de nisy horohorontany gedabe, ka nampiozongozogna ny fototry ny fonja; ary nisokatra avy hatraigny ny varavaragna daôly, ary nivà
Nagnodidina ny misasak'alina de nivavaka i Paoly sy Silasy ary nihira fiderana an'Andriamanitra, ary reo gadra hafa de nitaino an-jareo. Tampoka takeo de nisy horohorontany gedabe, ka nampiozongozogna ny fototry ny fonja; ary nisokatra avy hatraigny ny varavaragna daôly, ary nivà ny fatôran'ny ôla daôly.

1
16/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Taitra tamin'ny torimaso ny mpiandry ny tragnomaizina ary natazagna reo varavaran'ny fonja nivô; namôka ny sabany izy ka saika hamono ny tegnany, satria neritreretiny fa nandositra reo gadra. fa nagnantso tamin'ny feo mafy Paoly, nagnano hoe: "Aza mandratra ny tegnanao, satria akato daôly zahay.