auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 21:30:13 +03:00 committed by root
parent 0b13a078bc
commit 8edf52b9b8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nagnodidina ny misasak'al
Nagnodidina ny misasak'alina de nivavaka i Paoly sy Silasy ary nihira fiderana an'Andriamanitra, ary reo gadra hafa de nitaino an-jareo. Tampoka takeo de nisy horohorontany gedabe, ka nampiozongozogna ny fototry ny fonja; ary nisokatra avy hatraigny ny varavaragna daôly, ary nivà