Sat Jun 06 2020 20:21:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 20:21:31 +03:00
parent ab3d6d9d8a
commit ba7956dd83
4 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Rafa nikoragna an'zany ra zany i Jesosy Tompo, de niandrandra zareo, nakarina Izy, ary ny rôndro nanakona an'Azy takeo amason-jareo. Raha mbôla nibanjina ny lagnitra igny zareo tamin'ny nandianany, tampoka takeo, nisy rôlà nekanjo fotsy nitsangana takeo agnilan-jareo. Nitare zareo hoe: "Ry leila avy aigny Galilia, magnino anareo no mitsangana aketo mijery ny lagnitra? Igny Jesosy nalaina taminareo ze nampekarina aigny an-dagnitra igny, de hiverigna salan'ny natazagnanareo an'Azy niakatra aigny an-dagnitra takeo igny.
\v 9 Rafa nikoragna an'zany ra zany i Jesosy Tompo, de niandrandra zareo, nakarina Izy, ary ny rôndro nanakona an'Azy takeo amason-jareo. \v 10 Raha mbôla nibanjina ny lagnitra igny zareo tamin'ny nandianany, tampoka takeo, nisy rôlà nekanjo fotsy nitsangana takeo agnilan-jareo. \v 11 Nitare zareo hoe: "Ry leila avy aigny Galilia, magnino anareo no mitsangana aketo mijery ny lagnitra? Igny Jesosy nalaina taminareo ze nampekarina aigny an-dagnitra igny, de hiverigna salan'ny natazagnanareo an'Azy niakatra aigny an-dagnitra takeo igny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Avekeo zareo de niverigna taigny Jerosalema avy takao amin'ny tendrombotr'Oliva, ze akeo ankekin'ny Jerosalema, mitovy amin'ny dean'ny andro Sabata raika. Rafa tonga zareo, de niakatra takao amin'ny efitra agnambo-rena, ze nitôran-jareo. Zareo de i Petera, Jaona, Jakoba, Andrea, Filipo, Tomasy, Bartolomeo, Matio, Jakoba zanak'i Alifeo, Simona Zelota, ary Jodasy zanak'i Jakoba. Nitambatra ho raika izy daôly, ary nazoto nivavaka. Anisan'zany reo vevavy, Maria renin'i Jesosy, sy reo ralahiny.
\v 12 Avekeo zareo de niverigna taigny Jerosalema avy takao amin'ny tendrombotr'Oliva, ze akeo ankekin'ny Jerosalema, mitovy amin'ny dean'ny andro Sabata raika. \v 13 Rafa tonga zareo, de niakatra takao amin'ny efitra agnambo-rena, ze nitôran-jareo. Zareo de i Petera, Jaona, Jakoba, Andrea, Filipo, Tomasy, Bartolomeo, Matio, Jakoba zanak'i Alifeo, Simona Zelota, ary Jodasy zanak'i Jakoba. \v 14 Nitambatra ho raika izy daôly, ary nazoto nivavaka. Anisan'zany reo vevavy, Maria renin'i Jesosy, sy reo ralahiny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Tam'zany andro zany i Petera de nitsangana takeo ampovôn'reo ralahiny, eo amin'ny ôla 120 eo, ary nitare hoe: "Ry ralahy, tegna nilana ny fatanteran'ny Soratra Masina, ze nambaran'ny Fanahy Masina melô tamin'ny vavan'i Davida momba an'i Jodasy, ze nitondra reo ôla nisambotra an'i Jesosy."
\v 15 Tam'zany andro zany i Petera de nitsangana takeo ampovôn'reo ralahiny, eo amin'ny ôla 120 eo, ary nitare hoe: \v 16 "Ry ralahy, tegna nilana ny fatanteran'ny Soratra Masina, ze nambaran'ny Fanahy Masina melô tamin'ny vavan'i Davida momba an'i Jodasy, ze nitondra reo ôla nisambotra an'i Jesosy."

View File

@ -44,6 +44,8 @@
"01-01",
"01-04",
"01-06",
"01-09",
"01-12",
"02-01",
"02-05",
"02-08",