diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index 3e845e1..dce9089 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Rafa nikoragna an'zany ra zany i Jesosy Tompo, de niandrandra zareo, nakarina Izy, ary ny rôndro nanakona an'Azy takeo amason-jareo. Raha mbôla nibanjina ny lagnitra igny zareo tamin'ny nandianany, tampoka takeo, nisy rôlà nekanjo fotsy nitsangana takeo agnilan-jareo. Nitare zareo hoe: "Ry leila avy aigny Galilia, magnino anareo no mitsangana aketo mijery ny lagnitra? Igny Jesosy nalaina taminareo ze nampekarina aigny an-dagnitra igny, de hiverigna salan'ny natazagnanareo an'Azy niakatra aigny an-dagnitra takeo igny. \ No newline at end of file +\v 9 Rafa nikoragna an'zany ra zany i Jesosy Tompo, de niandrandra zareo, nakarina Izy, ary ny rôndro nanakona an'Azy takeo amason-jareo. \v 10 Raha mbôla nibanjina ny lagnitra igny zareo tamin'ny nandianany, tampoka takeo, nisy rôlà nekanjo fotsy nitsangana takeo agnilan-jareo. \v 11 Nitare zareo hoe: "Ry leila avy aigny Galilia, magnino anareo no mitsangana aketo mijery ny lagnitra? Igny Jesosy nalaina taminareo ze nampekarina aigny an-dagnitra igny, de hiverigna salan'ny natazagnanareo an'Azy niakatra aigny an-dagnitra takeo igny. \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 08b8311..73fa370 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 Avekeo zareo de niverigna taigny Jerosalema avy takao amin'ny tendrombotr'Oliva, ze akeo ankekin'ny Jerosalema, mitovy amin'ny dean'ny andro Sabata raika. Rafa tonga zareo, de niakatra takao amin'ny efitra agnambo-rena, ze nitôran-jareo. Zareo de i Petera, Jaona, Jakoba, Andrea, Filipo, Tomasy, Bartolomeo, Matio, Jakoba zanak'i Alifeo, Simona Zelota, ary Jodasy zanak'i Jakoba. Nitambatra ho raika izy daôly, ary nazoto nivavaka. Anisan'zany reo vevavy, Maria renin'i Jesosy, sy reo ralahiny. \ No newline at end of file +\v 12 Avekeo zareo de niverigna taigny Jerosalema avy takao amin'ny tendrombotr'Oliva, ze akeo ankekin'ny Jerosalema, mitovy amin'ny dean'ny andro Sabata raika. \v 13 Rafa tonga zareo, de niakatra takao amin'ny efitra agnambo-rena, ze nitôran-jareo. Zareo de i Petera, Jaona, Jakoba, Andrea, Filipo, Tomasy, Bartolomeo, Matio, Jakoba zanak'i Alifeo, Simona Zelota, ary Jodasy zanak'i Jakoba. \v 14 Nitambatra ho raika izy daôly, ary nazoto nivavaka. Anisan'zany reo vevavy, Maria renin'i Jesosy, sy reo ralahiny. \ No newline at end of file diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index f3cf24a..6197cb9 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 Tam'zany andro zany i Petera de nitsangana takeo ampovôn'reo ralahiny, eo amin'ny ôla 120 eo, ary nitare hoe: "Ry ralahy, tegna nilana ny fatanteran'ny Soratra Masina, ze nambaran'ny Fanahy Masina melô tamin'ny vavan'i Davida momba an'i Jodasy, ze nitondra reo ôla nisambotra an'i Jesosy." \ No newline at end of file +\v 15 Tam'zany andro zany i Petera de nitsangana takeo ampovôn'reo ralahiny, eo amin'ny ôla 120 eo, ary nitare hoe: \v 16 "Ry ralahy, tegna nilana ny fatanteran'ny Soratra Masina, ze nambaran'ny Fanahy Masina melô tamin'ny vavan'i Davida momba an'i Jodasy, ze nitondra reo ôla nisambotra an'i Jesosy." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 1c49836..07598c6 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -44,6 +44,8 @@ "01-01", "01-04", "01-06", + "01-09", + "01-12", "02-01", "02-05", "02-08",