auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 15:37:54 +08:00 committed by root
parent 7c0fc0f377
commit b82406134c
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Rafa tonga ny andro Pantekosta, de niangona tam'tôrana raika zareo daôly. Tampoka takeo avy taigny an-dagnitra nisy feo ôtran'ny rivotra mahery nifofofofo, ary nameno ny tragno iray manontolo ze nentôran-jareo. Nisy afo nendrika lela maro ze nizarazara, ary nipetraka tambonin-jareo tsiraikaraika avy. Izy daôly de feno ny Fanahy Masina ary nanomboka niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araky ny namen'ny Fanahy Masina hitenenan-jareo.
\v 1 Rafa tonga ny andro Pantekosta, de niangona tam'tôrana raika zareo daôly.\v 2 Tampoka takeo avy taigny an-dagnitra nisy feo ôtran'ny rivotra mahery nifofofofo, ary nameno ny tragno iray manontolo ze nentôran-jareo. \v 3 Nisy afo nendrika lela maro ze nizarazara, ary nipetraka tambonin-jareo tsiraikaraika avy. \v 4 Izy daôly de feno ny Fanahy Masina ary nanomboka niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araky ny namen'ny Fanahy Masina hitenenan-jareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Ary nisy Jiosy ze nipetraka tao Jerosalema, ôlon'Andriamanitra, avy amin'ny firenena daôly ambanin'ny lagnitra. Rafa naregny an'zany feo zany reo vahôka de nitarognona, sady sahiran-tsaigna satria ny tsiraikaraika de samy naregny an-jareo nitare tam'fiteniny avy. Zareo de magnana sy gaga; nitare hoe: "Marina, fa tsy reo daôly mitare reo ma no Galiliana?
\v 5 Ary nisy Jiosy ze nipetraka tao Jerosalema, ôlon'Andriamanitra, avy amin'ny firenena daôly ambanin'ny lagnitra. \v 6 Rafa naregny an'zany feo zany reo vahôka de nitarognona, sady sahiran-tsaigna satria ny tsiraikaraika de samy naregny an-jareo nitare tam'fiteniny avy. \v 7 Zareo de magnana sy gaga; nitare hoe: "Marina, fa tsy reo daôly mitare reo ma no Galiliana?

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Nagnino no maregny an-jareo tsika, amin'ny fitenintsika tsiraikaraika avy ze nahageda an'ntsika? Partianina sy Medianina ary Elemita, ary reo ze mipetraka aigny Mesopotamia, aigny Jodia sy Kapadokia, aigny Ponto sy Asia, Frygia sy Pamfylia, aigny Egypta ary Libya hatraigny am'Kyrena, ary reo mpitsidika avy aigny Roma, Jiosy sy Proselyta, Kreatana sy Arabo, de reignintsika mikoragna am'fitenintsika mikasika ny aza gedabe ataon'Andriamanitra.
\v 8 Nagnino no maregny an-jareo tsika, amin'ny fitenintsika tsiraikaraika avy ze nahageda an'ntsika? \v 9 Partianina sy Medianina ary Elemita, ary reo ze mipetraka aigny Mesopotamia, aigny Jodia sy Kapadokia, aigny Ponto sy Asia, \v 10 Frygia sy Pamfylia, aigny Egypta ary Libya hatraigny am'Kyrena, ary reo mpitsidika avy aigny Roma, \v 11 Jiosy sy Proselyta, Kreatana sy Arabo, de reignintsika mikoragna am'fitenintsika mikasika ny aza gedabe ataon'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Zareo de gaga ary sahiran-tsaigna; ary nifampiresaka zareo hoe: "Ino no dikan'zany?" Fa reo sasagny nagneso sady nitare hoe: "Izy reo de mamon'ny divay vaovao."
\v 12 Zareo de gaga ary sahiran-tsaigna; ary nifampiresaka zareo hoe: "Ino no dikan'zany?"\v 13 Fa reo sasagny nagneso sady nitare hoe: "Izy reo de mamon'ny divay vaovao."

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Fa i Petera nitsangana niaraka tam'izy raika ambefolo, nampiakatra ny feony ary nilaza tam-jareo hoe: "Ry leilan'i jodea sy anareo daôly ze mipetra aketo Jerosalema, ôka ho fantatrareo zao, tandremo reo teniko. Tsy mamo araka ze heverinareo zahay fa vao ora fatelo amin'ny andro zao.
\v 14 Fa i Petera nitsangana niaraka tam'izy raika ambefolo, nampiakatra ny feony ary nilaza tam-jareo hoe: "Ry leilan'i jodea sy anareo daôly ze mipetra aketo Jerosalema, ôka ho fantatrareo zao, tandremo reo teniko. \v 15 Tsy mamo araka ze heverinareo zahay fa vao ora fatelo amin'ny andro zao.