diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index a65d303..cfb1a47 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Rafa tonga ny andro Pantekosta, de niangona tam'tôrana raika zareo daôly. Tampoka takeo avy taigny an-dagnitra nisy feo ôtran'ny rivotra mahery nifofofofo, ary nameno ny tragno iray manontolo ze nentôran-jareo. Nisy afo nendrika lela maro ze nizarazara, ary nipetraka tambonin-jareo tsiraikaraika avy. Izy daôly de feno ny Fanahy Masina ary nanomboka niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araky ny namen'ny Fanahy Masina hitenenan-jareo. \ No newline at end of file +\v 1 Rafa tonga ny andro Pantekosta, de niangona tam'tôrana raika zareo daôly.\v 2 Tampoka takeo avy taigny an-dagnitra nisy feo ôtran'ny rivotra mahery nifofofofo, ary nameno ny tragno iray manontolo ze nentôran-jareo. \v 3 Nisy afo nendrika lela maro ze nizarazara, ary nipetraka tambonin-jareo tsiraikaraika avy. \v 4 Izy daôly de feno ny Fanahy Masina ary nanomboka niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araky ny namen'ny Fanahy Masina hitenenan-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/05.txt b/02/05.txt index fafddb4..d95de96 100644 --- a/02/05.txt +++ b/02/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Ary nisy Jiosy ze nipetraka tao Jerosalema, ôlon'Andriamanitra, avy amin'ny firenena daôly ambanin'ny lagnitra. Rafa naregny an'zany feo zany reo vahôka de nitarognona, sady sahiran-tsaigna satria ny tsiraikaraika de samy naregny an-jareo nitare tam'fiteniny avy. Zareo de magnana sy gaga; nitare hoe: "Marina, fa tsy reo daôly mitare reo ma no Galiliana? \ No newline at end of file +\v 5 Ary nisy Jiosy ze nipetraka tao Jerosalema, ôlon'Andriamanitra, avy amin'ny firenena daôly ambanin'ny lagnitra. \v 6 Rafa naregny an'zany feo zany reo vahôka de nitarognona, sady sahiran-tsaigna satria ny tsiraikaraika de samy naregny an-jareo nitare tam'fiteniny avy. \v 7 Zareo de magnana sy gaga; nitare hoe: "Marina, fa tsy reo daôly mitare reo ma no Galiliana? \ No newline at end of file diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index 22c2043..8dfe3b4 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Nagnino no maregny an-jareo tsika, amin'ny fitenintsika tsiraikaraika avy ze nahageda an'ntsika? Partianina sy Medianina ary Elemita, ary reo ze mipetraka aigny Mesopotamia, aigny Jodia sy Kapadokia, aigny Ponto sy Asia, Frygia sy Pamfylia, aigny Egypta ary Libya hatraigny am'Kyrena, ary reo mpitsidika avy aigny Roma, Jiosy sy Proselyta, Kreatana sy Arabo, de reignintsika mikoragna am'fitenintsika mikasika ny aza gedabe ataon'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 8 Nagnino no maregny an-jareo tsika, amin'ny fitenintsika tsiraikaraika avy ze nahageda an'ntsika? \v 9 Partianina sy Medianina ary Elemita, ary reo ze mipetraka aigny Mesopotamia, aigny Jodia sy Kapadokia, aigny Ponto sy Asia, \v 10 Frygia sy Pamfylia, aigny Egypta ary Libya hatraigny am'Kyrena, ary reo mpitsidika avy aigny Roma, \v 11 Jiosy sy Proselyta, Kreatana sy Arabo, de reignintsika mikoragna am'fitenintsika mikasika ny aza gedabe ataon'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt index e6712f3..b28ca39 100644 --- a/02/12.txt +++ b/02/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Zareo de gaga ary sahiran-tsaigna; ary nifampiresaka zareo hoe: "Ino no dikan'zany?" Fa reo sasagny nagneso sady nitare hoe: "Izy reo de mamon'ny divay vaovao." \ No newline at end of file +\v 12 Zareo de gaga ary sahiran-tsaigna; ary nifampiresaka zareo hoe: "Ino no dikan'zany?"\v 13 Fa reo sasagny nagneso sady nitare hoe: "Izy reo de mamon'ny divay vaovao." \ No newline at end of file diff --git a/02/14.txt b/02/14.txt index f696f63..6702bdb 100644 --- a/02/14.txt +++ b/02/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Fa i Petera nitsangana niaraka tam'izy raika ambefolo, nampiakatra ny feony ary nilaza tam-jareo hoe: "Ry leilan'i jodea sy anareo daôly ze mipetra aketo Jerosalema, ôka ho fantatrareo zao, tandremo reo teniko. Tsy mamo araka ze heverinareo zahay fa vao ora fatelo amin'ny andro zao. \ No newline at end of file +\v 14 Fa i Petera nitsangana niaraka tam'izy raika ambefolo, nampiakatra ny feony ary nilaza tam-jareo hoe: "Ry leilan'i jodea sy anareo daôly ze mipetra aketo Jerosalema, ôka ho fantatrareo zao, tandremo reo teniko. \v 15 Tsy mamo araka ze heverinareo zahay fa vao ora fatelo amin'ny andro zao. \ No newline at end of file