auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 15:36:05 +08:00 committed by root
parent b1fb699e13
commit b3edce594b
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Ny Tompo niteny tamin'i Paoly tamin'ny fahitana ny alina hoe: "Aza matatra, ary aza mangina fa mitenena. Fa za momba an'nao, ary tsisy ôla hahazo hagnano ratsy an'nao, fa managna ôla betsaka am'ty tanàna ty Za." Nitôtra tao herintaona sy enim-bolana i Paoly ary nampianatra ny tenin'Andriamanitra teo am'jareo.
\v 9 Ny Tompo niteny tamin'i Paoly tamin'ny fahitana ny alina hoe: "Aza matatra, ary aza mangina fa mitenena. \v 10 Fa za momba an'nao, ary tsisy ôla hahazo hagnano ratsy an'nao, fa managna ôla betsaka am'ty tanàna ty Za." \v 11 Nitôtra tao herintaona sy enim-bolana i Paoly ary nampianatra ny tenin'Andriamanitra teo am'jareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Fa rafa lasa governoran'ny Akaia i Galio, de niara-nitsangana reo Jiosy hanohitra an'i Paoly ka nitondra an'azy teo agnatrehan'ny toeram-pitsarana; niteny izy reo hoe: "Io leila io de mandresy lahatra ny vahôka mba hanompo an'Andriamanitra ze mifanohitra amin'ny lalàna."
\v 12 Fa rafa lasa governoran'ny Akaia i Galio, de niara-nitsangana reo Jiosy hanohitra an'i Paoly ka nitondra an'azy teo agnatrehan'ny toeram-pitsarana; \v 13 niteny izy reo hoe: "Io leila io de mandresy lahatra ny vahôka mba hanompo an'Andriamanitra ze mifanohitra amin'ny lalàna."