auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-08 17:36:28 +08:00 committed by root
parent 716b36a3a5
commit accc8aa18a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tonga ny alina faha-efatra ambefolo, raha natopatopa nivezivezy tao am'ranomasin'ny Adrea zahay, tokony ho tam'sasak'alina de nihevitra reo tantsambo fa nagnakeky taigny zareo. De naka refin-drano zareo ary nahita fa efapolo metatra ny halaligny; tafara kelin'zany, de mbola naka refin-drano iany zareo ary nahita fa telopolo metatra ny halaligny. Natatra zareo sao hidona am'reo vato
Rafa tonga ny alina faha-efatra ambefolo, raha natopatopa nivezivezy tao am'ranomasin'ny Adrea zahay, tokony ho tam'sasak'alina de nihevitra reo tantsambo fa nagnakeky taigny zareo. De naka refin-drano zareo ary nahita fa efapolo metatra ny halaligny; tafara kelin'zany, de mbola naka refin-drano iany zareo ary nahita fa telopolo metatra ny halaligny. Natatra zareo sao hidona am'reo vato zahay, ka de nandatsaka vatofantsika efatra avy akao afara zareo ary nivavaka mba hiaven'ny marina tsy ho ela.

1
27/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ireo tantsambo de nitsikaraka fomba hialana ny sambo ary nan