auto save
This commit is contained in:
parent
8d1f36b2e7
commit
716b36a3a5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Rafa tonga ny alina faha-efatra ambefolo, raha natopatopa nivezivezy tao am'ranomasin'ny Adrea zahay, tokony ho tam'sasak'alina de nihevitra reo tantsambo fa nagnakeky taigny zareo. De naka refin-drano zareo ary nahita fa efapolo metatra ny halaligny; tafara kelin'zany, de mbola naka refin-drano iany zareo ary nahita fa telopolo metatra ny halaligny. Natatra zareo sao hidona am'reo v
|
||||
Rafa tonga ny alina faha-efatra ambefolo, raha natopatopa nivezivezy tao am'ranomasin'ny Adrea zahay, tokony ho tam'sasak'alina de nihevitra reo tantsambo fa nagnakeky taigny zareo. De naka refin-drano zareo ary nahita fa efapolo metatra ny halaligny; tafara kelin'zany, de mbola naka refin-drano iany zareo ary nahita fa telopolo metatra ny halaligny. Natatra zareo sao hidona am'reo vato
|
Loading…
Reference in New Issue