auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 08:43:44 +03:00 committed by root
parent 8ee092383d
commit a683252e22
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tonga taigny Jerosalema zahay, de nandray an'nay am-pifalena reo ralà. Ny amaraigna de nagnaraka an'nay i Paoly ho aigny amin'i Jakoba, ary takeo daôly reo lôhôla. Rafa avy niarahaba an-jareo izy, de nitatitra
Rafa tonga taigny Jerosalema zahay, de nandray an'nay am-pifalena reo ralà. Ny amaraigna de nagnaraka an'nay i Paoly ho aigny amin'i Jakoba, ary takeo daôly reo lôhôla. Rafa avy niarahaba an-jareo izy, de nitatitra tsiraikaraika reo ra daôly ze efa nataon'Andriamanitra tam'reo Jentilisa tamin'ny alalan'ny asa fagnompôny.

1
21/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa naregny an'zany zareo, de nidera an'Andriamanitra, ary nitare tamin'azy hoe: "Hitanao, ry ralà, agn'arivony firy no nino tam'reo Jiosy. Tapa-kevitra izy daôly hitandrina ny lalàna. Efa nolazain-jareo ny momba an'nao, fa anao de mampianatra reo Jiosy daôly ze mipetraka akeo am'reo