auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 08:43:44 +03:00 committed by root
parent 12dfcc67e7
commit 8ee092383d
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nijagnona takao nandritran'ny andro maromaro zahay, de nisy mpaminagny raika nidigna avy taigny Jodia nantsôvigna hoe Agabo. Nagnatona an'nay ary niaka ny fekibon'i Paoly izy. Tamin'igny no namatorany ny tongony sy ny tagnany ary nitare hoe: "Ozy ny Fanahy Masina, 'de ho ôtran'zao no hamatoran'reo Jiosy aigny Jerosalema ny leila ze tompon'ty fekibo ty, ary hagnolotra an'azy akeo an-tànan'reo Jentilisa."
\v 10 \v 11 Rafa nijagnona takao nandritran'ny andro maromaro zahay, de nisy mpaminagny raika nidigna avy taigny Jodia nantsôvigna hoe Agabo. Nagnatona an'nay ary niaka ny fekibon'i Paoly izy. Tamin'igny no namatorany ny tongony sy ny tagnany ary nitare hoe: "Ozy ny Fanahy Masina, 'de ho ôtran'zao no hamatoran'reo Jiosy aigny Jerosalema ny leila ze tompon'ty fekibo ty, ary hagnolotra an'azy akeo an-tànan'reo Jentilisa."

View File

@ -1 +1 @@
rafa naregny an'zany ra zany zahay, de zahay sy reo ôla nipetraka takao amin'io tôrana io de nengavy tamin'i Paoly tsy hiakatra ho aigny Jerosalema. Ary namaly i Paoly nagnano hoe: "Ino no ataonareo, mampitomagny sy mindratra ny foko? Za efa vognona, tsy ny hoe hofatorana fôgnany, fa ny ho foaty aigny Jerosalema iany kô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy." satria tsy nagniry ny horesen-datra i Paoly, de nijagnona nanandrana zahay ary nitare hoe: "Ôka ho tanteraka ny sitrapon'ny Tompo."
\v 12 \v 13 \v 14 rafa naregny an'zany ra zany zahay, de zahay sy reo ôla nipetraka takao amin'io tôrana io de nengavy tamin'i Paoly tsy hiakatra ho aigny Jerosalema. Ary namaly i Paoly nagnano hoe: "Ino no ataonareo, mampitomagny sy mindratra ny foko? Za efa vognona, tsy ny hoe hofatorana fôgnany, fa ny ho foaty aigny Jerosalema iany kô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy." satria tsy nagniry ny horesen-datra i Paoly, de nijagnona nanandrana zahay ary nitare hoe: "Ôka ho tanteraka ny sitrapon'ny Tompo."

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'reo andro reo, de nitondra ny kitaponay zahay ka niakatra nankaigny Jeroalema. De nisy reo mpianatra sasagny iany kô avy aigny Sezareaa nagnaraka an'nay. Nitondra leila raika niaraka tamin-jareo ze antsovigna hoe Menasona, leila avy aigny Sipra, mpianatra mainty molaly, ze tokony hiaranay mipetraka.
\v 15 \v 16 Tafaran'reo andro reo, de nitondra ny kitaponay zahay ka niakatra nankaigny Jeroalema. De nisy reo mpianatra sasagny iany kô avy aigny Sezareaa nagnaraka an'nay. Nitondra leila raika niaraka tamin-jareo ze antsovigna hoe Menasona, leila avy aigny Sipra, mpianatra mainty molaly, ze tokony hiaranay mipetraka.

1
21/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa tonga taigny Jerosalema zahay, de nandray an'nay am-pifalena reo ralà. Ny amaraigna de nagnaraka an'nay i Paoly ho aigny amin'i Jakoba, ary takeo daôly reo lôhôla. Rafa avy niarahaba an-jareo izy, de nitatitra