auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 15:36:05 +08:00 committed by root
parent f1c5ba477b
commit a5353c477b
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Ary tam-zany andro zany Heroda mpanjaka nisambotra reo sasagny ze an'ny fengonana mbô hafany mampijaly an'azy reo. Novonoiny tam'Sabatra Jakoba ralàn'i Jaona.
\v 1 Ary tam-zany andro zany Heroda mpanjaka nisambotra reo sasagny ze an'ny fengonana mbô hafany mampijaly an'azy reo.\v 2 Novonoiny tam'Sabatra Jakoba ralàn'i Jaona.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Ary rafa tazany fa nafaly an'reo Jiosy zany, de nagnano ze hisamborana an'i Petera kô izy. Zany de nandritry ny andron'ny mofo tsisy masirasira. Rafa avy nosamborina izy, de nataony takao am-ponja izy ary nanendry miaramila efatra toko hiambina an'azy, nanampikasana ny hitondra an'azy akeo am'ôla afaran'ny Paska izy.
\v 3 Ary rafa tazany fa nafaly an'reo Jiosy zany, de nagnano ze hisamborana an'i Petera kô izy. Zany de nandritry ny andron'ny mofo tsisy masirasira. \v 4 Rafa avy nosamborina izy, de nataony takao am-ponja izy ary nanendry miaramila efatra toko hiambina an'azy, nanampikasana ny hitondra an'azy akeo am'ôla afaran'ny Paska izy.