diff --git a/12/01.txt b/12/01.txt index 38ae780..85a5095 100644 --- a/12/01.txt +++ b/12/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Ary tam-zany andro zany Heroda mpanjaka nisambotra reo sasagny ze an'ny fengonana mbô hafany mampijaly an'azy reo. Novonoiny tam'Sabatra Jakoba ralàn'i Jaona. \ No newline at end of file +\v 1 Ary tam-zany andro zany Heroda mpanjaka nisambotra reo sasagny ze an'ny fengonana mbô hafany mampijaly an'azy reo.\v 2 Novonoiny tam'Sabatra Jakoba ralàn'i Jaona. \ No newline at end of file diff --git a/12/03.txt b/12/03.txt index 363ed7e..b72fea7 100644 --- a/12/03.txt +++ b/12/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Ary rafa tazany fa nafaly an'reo Jiosy zany, de nagnano ze hisamborana an'i Petera kô izy. Zany de nandritry ny andron'ny mofo tsisy masirasira. Rafa avy nosamborina izy, de nataony takao am-ponja izy ary nanendry miaramila efatra toko hiambina an'azy, nanampikasana ny hitondra an'azy akeo am'ôla afaran'ny Paska izy. \ No newline at end of file +\v 3 Ary rafa tazany fa nafaly an'reo Jiosy zany, de nagnano ze hisamborana an'i Petera kô izy. Zany de nandritry ny andron'ny mofo tsisy masirasira. \v 4 Rafa avy nosamborina izy, de nataony takao am-ponja izy ary nanendry miaramila efatra toko hiambina an'azy, nanampikasana ny hitondra an'azy akeo am'ôla afaran'ny Paska izy. \ No newline at end of file