auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent 588935de84
commit a4298068c5
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa i saoly, ze antsovina hoe: Paoly de feno ny Fanahy Masina ary nandinika an'azy tsara. Ka nitare hoe: "Anao ny zanaky ny Devoly, anao de feno ny karazam-paratsena sy fitaka daôly. Fahavalon'ze daôly marina enao. T
Fa i saoly, ze antsovina hoe: Paoly de feno ny Fanahy Masina ary nandinika an'azy tsara. Ka nitare hoe: "Anao ny zanaky ny Devoly, anao de feno ny karazam-paratsena sy fitaka daôly. Fahavalon'ze daôly marina enao. Tsy hijanona ny hamaly ny lala-mhitsin'ny Tompo miitsy enao, se tsy zany.

1
13/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa ndreo am'zao, ny tagnan'ny Tompo de efa amela an'nao ka ho tonga jamba anao. Ary tsy hatazagna ny masoandro alô anao. "Teo ny teo de nilatsaka takao amin'i Elimasy ny fanjavo