auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent 510ec099ac
commit 588935de84
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary rafa namakivaky ny nosy irai-manontolo mankaigny Pafosy zareo, de natazagna mpagnano aody, ze mpaminagny Jiosy santoka ary ny agnarany de Bara Jesosy. Mpagnana aody ze niara-niasa tamin'reo governora, Serjio Paolosy, ze leila tegna mahay. Nosamborin'io leila io Barnabasy sy i Saoly, satria te hareigny ny tenin'Andriamanitra izy. Fa Elimasy "mpagnano aody" (zany no nandikana ny agnarany) nanohitra an'azy reo, ary niezaka hagnodigna ny governora hiala amin'ny finon
Ary rafa namakivaky ny nosy irai-manontolo mankaigny Pafosy zareo, de natazagna mpagnano aody, ze mpaminagny Jiosy santoka ary ny agnarany de Bara Jesosy. Mpagnana aody ze niara-niasa tamin'reo governora, Serjio Paolosy, ze leila tegna mahay. Nosamborin'io leila io Barnabasy sy i Saoly, satria te hareigny ny tenin'Andriamanitra izy. Fa Elimasy "mpagnano aody" (zany no nandikana ny agnarany) nanohitra an'azy reo, ary niezaka hagnodigna ny governora hiala amin'ny finona izy.

1
13/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa i saoly, ze antsovina hoe: Paoly de feno ny Fanahy Masina ary nandinika an'azy tsara. Ka nitare hoe: "Anao ny zanaky ny Devoly, anao de feno ny karazam-paratsena sy fitaka daôly. Fahavalon'ze daôly marina enao. T