Sat Jun 06 2020 21:05:40 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)
This commit is contained in:
parent
75ee7de066
commit
98777366d3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 Fa i Saoly, de mbola nagnano fandrahognana fôgna iôny fa na hatramin'ny famonona anoherana reo mpianatry ny Tompo aza, nande taigny amin'ny mpisoronabe ary nangataka tamin-jareo taratasy ho an'reo synagoga takao Damaskosy, ka raha mahita n'iza n'iza akeo amin'ny lalany izy, na leila na vevavy, de entiny hifatotra akaigny Jerosalema zareo.
|
||||
\c 9 \v 1 Fa i Saoly, de mbola nagnano fandrahognana fôgna iôny fa na hatramin'ny famonona anoherana reo mpianatry ny Tompo aza, nande taigny amin'ny mpisoronabe \v 2 ary nangataka tamin-jareo taratasy ho an'reo synagoga takao Damaskosy, ka raha mahita n'iza n'iza akeo amin'ny lalany izy, na leila na vevavy, de entiny hifatotra akaigny Jerosalema zareo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 3 \v 4 Raha mbôla nande izy, de zao no nitranga rafa tonga takeo ankekin'i Damaskosy izy, tampoka teo de nisy hazavana namirapiratra nagnodidina an'azy avy aigny an-dagnitra; ary nidaraboka tamin'ny tany izy ka nandregny feo nitare tamin'azy hoe: "Saoly, Saoly, magnino ma anao no magnenjika Anà?"
|
||||
\v 3 Raha mbôla nande izy, de zao no nitranga rafa tonga takeo ankekin'i Damaskosy izy, tampoka teo de nisy hazavana namirapiratra nagnodidina an'azy avy aigny an-dagnitra; \v 4 ary nidaraboka tamin'ny tany izy ka nandregny feo nitare tamin'azy hoe: "Saoly, Saoly, magnino ma anao no magnenjika Anà?"
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 5 \v 6 \v 7 Saoly namaly hoe: "Iza ma Anao, Tompo?" Ozy ny Tompo: "Za no Jesosy ze kinjehinao, fa mitsangàna, midira akao amin'ny tanàna, ary ho lazaina aminao ze tsy maintsy ho ataonao." Ny leila ze niara-de tamin'i Saoly de nitsangana tsy nahavôlagna, nandregny ny feo, fa tsy nahita an'iza n'iza.
|
||||
\v 5 Saoly namaly hoe: "Iza ma Anao, Tompo?" Ozy ny Tompo: \v 6 "Za no Jesosy ze kinjehinao, fa mitsangàna, midira akao amin'ny tanàna, ary ho lazaina aminao ze tsy maintsy ho ataonao." \v 7 Ny leila ze niara-de tamin'i Saoly de nitsangana tsy nahavôlagna, nandregny ny feo, fa tsy nahita an'iza n'iza.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8 \v 9 Nitsangana avy tamin'ny tany i Saoly, ary rafa nanokatra ny masony izy, de tsy afaka natazagna na ino na ino izy; la notantanan-jareo tamin'ny tagnany izy ary nentina taigny Damaskosy. Tsy natazagna izy nandritry ny telo andro, ary tsy nihinana izy no sady tsy nisotro.
|
||||
\v 8 Nitsangana avy tamin'ny tany i Saoly, ary rafa nanokatra ny masony izy, de tsy afaka natazagna na ino na ino izy; la notantanan-jareo tamin'ny tagnany izy ary nentina taigny Damaskosy. \v 9 Tsy natazagna izy nandritry ny telo andro, ary tsy nihinana izy no sady tsy nisotro.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 \v 11 \v 12 Ary nisy mpianatra takao Damaskosy antsovina hoe Ananiasy. Nitare tamin'azy tamin'ny fahitana ny Tompo: "Ananiasy!" Ozy izy: "Indro, ty za, Tompo." Nitare tamin'azy ny Tompo: "Mitsangàna, ary mandiana aigny amin'ny lalana ze antsovina hoe Mahitsy, ary rafa akao an-tragnon'i Jodasy de mangatà am'le leila avy aigny Tarsosy antsovina hoe Saoly, fa mivavaka izy. Efa nahita tamin'ny fahitana ny fihavian'ny ôla antsovina hoe Ananiasy izy ary hametraka ny tagnany akeo amin'azy, ka mety hatazagna ndre izy."
|
||||
\v 10 Ary nisy mpianatra takao Damaskosy antsovina hoe Ananiasy. Nitare tamin'azy tamin'ny fahitana ny Tompo: "Ananiasy!" Ozy izy: "Indro, ty za, Tompo." \v 11 Nitare tamin'azy ny Tompo: "Mitsangàna, ary mandiana aigny amin'ny lalana ze antsovina hoe Mahitsy, ary rafa akao an-tragnon'i Jodasy de mangatà am'le leila avy aigny Tarsosy antsovina hoe Saoly, fa mivavaka izy. \v 12 Efa nahita tamin'ny fahitana ny fihavian'ny ôla antsovina hoe Ananiasy izy ary hametraka ny tagnany akeo amin'azy, ka mety hatazagna ndre izy."
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Toko faha 9
|
|
@ -157,6 +157,7 @@
|
|||
"08-18",
|
||||
"08-20",
|
||||
"08-24",
|
||||
"08-25",
|
||||
"08-26",
|
||||
"08-29",
|
||||
"08-32",
|
||||
|
@ -164,6 +165,11 @@
|
|||
"08-36",
|
||||
"08-39",
|
||||
"09-title",
|
||||
"09-01",
|
||||
"09-03",
|
||||
"09-05",
|
||||
"09-08",
|
||||
"09-10",
|
||||
"10-01",
|
||||
"10-03",
|
||||
"10-07",
|
||||
|
|
Loading…
Reference in New Issue