diff --git a/09/01.txt b/09/01.txt index cfaaca7..c283029 100644 --- a/09/01.txt +++ b/09/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Fa i Saoly, de mbola nagnano fandrahognana fôgna iôny fa na hatramin'ny famonona anoherana reo mpianatry ny Tompo aza, nande taigny amin'ny mpisoronabe ary nangataka tamin-jareo taratasy ho an'reo synagoga takao Damaskosy, ka raha mahita n'iza n'iza akeo amin'ny lalany izy, na leila na vevavy, de entiny hifatotra akaigny Jerosalema zareo. \ No newline at end of file +\c 9 \v 1 Fa i Saoly, de mbola nagnano fandrahognana fôgna iôny fa na hatramin'ny famonona anoherana reo mpianatry ny Tompo aza, nande taigny amin'ny mpisoronabe \v 2 ary nangataka tamin-jareo taratasy ho an'reo synagoga takao Damaskosy, ka raha mahita n'iza n'iza akeo amin'ny lalany izy, na leila na vevavy, de entiny hifatotra akaigny Jerosalema zareo. \ No newline at end of file diff --git a/09/03.txt b/09/03.txt index 1154282..a9fbe41 100644 --- a/09/03.txt +++ b/09/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Raha mbôla nande izy, de zao no nitranga rafa tonga takeo ankekin'i Damaskosy izy, tampoka teo de nisy hazavana namirapiratra nagnodidina an'azy avy aigny an-dagnitra; ary nidaraboka tamin'ny tany izy ka nandregny feo nitare tamin'azy hoe: "Saoly, Saoly, magnino ma anao no magnenjika Anà?" \ No newline at end of file +\v 3 Raha mbôla nande izy, de zao no nitranga rafa tonga takeo ankekin'i Damaskosy izy, tampoka teo de nisy hazavana namirapiratra nagnodidina an'azy avy aigny an-dagnitra; \v 4 ary nidaraboka tamin'ny tany izy ka nandregny feo nitare tamin'azy hoe: "Saoly, Saoly, magnino ma anao no magnenjika Anà?" \ No newline at end of file diff --git a/09/05.txt b/09/05.txt index 99751f1..5dee32d 100644 --- a/09/05.txt +++ b/09/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Saoly namaly hoe: "Iza ma Anao, Tompo?" Ozy ny Tompo: "Za no Jesosy ze kinjehinao, fa mitsangàna, midira akao amin'ny tanàna, ary ho lazaina aminao ze tsy maintsy ho ataonao." Ny leila ze niara-de tamin'i Saoly de nitsangana tsy nahavôlagna, nandregny ny feo, fa tsy nahita an'iza n'iza. \ No newline at end of file +\v 5 Saoly namaly hoe: "Iza ma Anao, Tompo?" Ozy ny Tompo: \v 6 "Za no Jesosy ze kinjehinao, fa mitsangàna, midira akao amin'ny tanàna, ary ho lazaina aminao ze tsy maintsy ho ataonao." \v 7 Ny leila ze niara-de tamin'i Saoly de nitsangana tsy nahavôlagna, nandregny ny feo, fa tsy nahita an'iza n'iza. \ No newline at end of file diff --git a/09/08.txt b/09/08.txt index 077bfd0..2e50d76 100644 --- a/09/08.txt +++ b/09/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Nitsangana avy tamin'ny tany i Saoly, ary rafa nanokatra ny masony izy, de tsy afaka natazagna na ino na ino izy; la notantanan-jareo tamin'ny tagnany izy ary nentina taigny Damaskosy. Tsy natazagna izy nandritry ny telo andro, ary tsy nihinana izy no sady tsy nisotro. \ No newline at end of file +\v 8 Nitsangana avy tamin'ny tany i Saoly, ary rafa nanokatra ny masony izy, de tsy afaka natazagna na ino na ino izy; la notantanan-jareo tamin'ny tagnany izy ary nentina taigny Damaskosy. \v 9 Tsy natazagna izy nandritry ny telo andro, ary tsy nihinana izy no sady tsy nisotro. \ No newline at end of file diff --git a/09/10.txt b/09/10.txt index 638b79d..5c934e5 100644 --- a/09/10.txt +++ b/09/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Ary nisy mpianatra takao Damaskosy antsovina hoe Ananiasy. Nitare tamin'azy tamin'ny fahitana ny Tompo: "Ananiasy!" Ozy izy: "Indro, ty za, Tompo." Nitare tamin'azy ny Tompo: "Mitsangàna, ary mandiana aigny amin'ny lalana ze antsovina hoe Mahitsy, ary rafa akao an-tragnon'i Jodasy de mangatà am'le leila avy aigny Tarsosy antsovina hoe Saoly, fa mivavaka izy. Efa nahita tamin'ny fahitana ny fihavian'ny ôla antsovina hoe Ananiasy izy ary hametraka ny tagnany akeo amin'azy, ka mety hatazagna ndre izy." \ No newline at end of file +\v 10 Ary nisy mpianatra takao Damaskosy antsovina hoe Ananiasy. Nitare tamin'azy tamin'ny fahitana ny Tompo: "Ananiasy!" Ozy izy: "Indro, ty za, Tompo." \v 11 Nitare tamin'azy ny Tompo: "Mitsangàna, ary mandiana aigny amin'ny lalana ze antsovina hoe Mahitsy, ary rafa akao an-tragnon'i Jodasy de mangatà am'le leila avy aigny Tarsosy antsovina hoe Saoly, fa mivavaka izy. \v 12 Efa nahita tamin'ny fahitana ny fihavian'ny ôla antsovina hoe Ananiasy izy ary hametraka ny tagnany akeo amin'azy, ka mety hatazagna ndre izy." \ No newline at end of file diff --git a/09/title.txt b/09/title.txt new file mode 100644 index 0000000..54ec2c4 --- /dev/null +++ b/09/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 9 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 96433c2..37e9c74 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -157,6 +157,7 @@ "08-18", "08-20", "08-24", + "08-25", "08-26", "08-29", "08-32", @@ -164,6 +165,11 @@ "08-36", "08-39", "09-title", + "09-01", + "09-03", + "09-05", + "09-08", + "09-10", "10-01", "10-03", "10-07",