@ -0,0 +1 @@
Ary noho izy nitana an'i Petera sy Jaona, de nitorotra ny ôla daôly nankaigny amin-jareo taigny amin'ny fialofana ze nantsovina hoe: fialofan'i Solomona, ary tegna talanjogna. Rafa natazagna an'zany i Petera de namaly ny ôla hoe: "Anareo ry vah