@ -0,0 +1 @@
Ny ôla daôly de natazagna an'azy nande sy nidera an'Andriamanitra. Tsikaritry zareo fa izy le leila nangataka fagnomezana ara-bola tamin'ôla teo am'le vavahady taran'ny Tempoly; ary tegna gaga sy talanjogna zareo nony ra nitranga tamin'azy.