auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-19 15:25:40 +08:00 committed by root
parent 72fd45640b
commit 942e90d76c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany de tandremo ny momba ny tegnanareo, sy momba an'reo ondry ze nampiandraiketin'ny Fanahy Masina an'nareo. Mitandrema amin'ny mpiandry ondrin'ny fengonan'Andriamanitra, ze novidiny tamin'ny ràny manokana. (Fagnamarina: "Tamin'ny ràny manokana" ny amin'ny antontan-taratasy manokana talô de mivaky hoe: "Tamin'ny ràn'ny zanaka là manokana.") Fantatro fa afaran'ny fandianako, de ho avy akeo aminareo reo ambôdia maseka ary tsy hitsitsy an'reo ondry. Fantatro f
No zany de tandremo ny momba ny tegnanareo, sy momba an'reo ondry ze nampiandraiketin'ny Fanahy Masina an'nareo. Mitandrema amin'ny mpiandry ondrin'ny fengonan'Andriamanitra, ze novidiny tamin'ny ràny manokana. (Fagnamarina: "Tamin'ny ràny manokana" ny amin'ny antontan-taratasy manokana talô de mivaky hoe: "Tamin'ny ràn'ny zanaka là manokana.") Fantatro fa afaran'ny fandianako, de ho avy akeo aminareo reo ambôdia maseka ary tsy hitsitsy an'reo ondry. Fantatro fa na de avy aminareo aza de hisy ôla ho avy ary hagnova ny marina mba hitarika reo mpiantra hagnaraka an'azy reo.