auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-19 15:25:40 +08:00 committed by root
parent bb0a87083b
commit 72fd45640b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany de tandremo ny momba ny tegnanareo, sy momba an'reo ondry ze nampiandraiketin'ny Fanahy Masina an'nareo. Mitandrema amin'ny mpiandry ondrin'ny fengonan'Andriamanitra, ze novidiny tamin'ny ràny manokana. (Fagnamarina: "Tamin'ny ràny manokana" ny amin'ny antontan-taratasy manokana talô de mivaky hoe: "Tamin'njy
No zany de tandremo ny momba ny tegnanareo, sy momba an'reo ondry ze nampiandraiketin'ny Fanahy Masina an'nareo. Mitandrema amin'ny mpiandry ondrin'ny fengonan'Andriamanitra, ze novidiny tamin'ny ràny manokana. (Fagnamarina: "Tamin'ny ràny manokana" ny amin'ny antontan-taratasy manokana talô de mivaky hoe: "Tamin'ny ràn'ny zanaka là manokana.") Fantatro fa afaran'ny fandianako, de ho avy akeo aminareo reo ambôdia maseka ary tsy hitsitsy an'reo ondry. Fantatro f