auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 16:02:50 +08:00 committed by root
parent a3e1f78f61
commit 92bca9f91c
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Fa rafa nino an'i Filipo zareo noho izy nitory ny filazantsara momba ny fanjakan'Andriamanitra sy ny agnaran'i Jesosy Kristy, de natao batisa zareo na reo leila na reo vevavy. Na i Simona aza de mba nino, ary tafaran'ny nagnanôvana batisa an'azy de nijanona niaraka tamin'i Filipo fôgna izy. Rafa natazagna reo famantarana sy asa leibe niseho izy de gaga.
\v 12 Fa rafa nino an'i Filipo zareo noho izy nitory ny filazantsara momba ny fanjakan'Andriamanitra sy ny agnaran'i Jesosy Kristy, de natao batisa zareo na reo leila na reo vevavy. \v 13 Na i Simona aza de mba nino, ary tafaran'ny nagnanôvana batisa an'azy de nijanona niaraka tamin'i Filipo fôgna izy. Rafa natazagna reo famantarana sy asa leibe niseho izy de gaga.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 \v 17 Ary rafa reignin'ny Apostoly tao Jerosalema fa nandray ny tenin'Andriamanitra Samaria, de nalefan-jareo taigny amin-jareo i Petera sy Jaona. Rafa nidigna zareo de nivavaka ho an'azy reo, mba handraisan-jareo ny Fanahy Masina. Fa nandrapatongan'zany fotôna zany, de mbola tsisy nilatsahan'ny Fanahy Masina miitsy zareo, fa efa vita batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy. Avy teo, Petera sy Jaona de nametrakany tagnany teo amin-jareo ary de nandray ny Fanahy Masina zareo.
\v 14 Ary rafa reignin'ny Apostoly tao Jerosalema fa nandray ny tenin'Andriamanitra Samaria, de nalefan-jareo taigny amin-jareo i Petera sy Jaona. \v 15 Rafa nidigna zareo de nivavaka ho an'azy reo, mba handraisan-jareo ny Fanahy Masina. \v 16 Fa nandrapatongan'zany fotôna zany, de mbola tsisy nilatsahan'ny Fanahy Masina miitsy zareo, fa efa vita batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy. \v 17 Avy teo, Petera sy Jaona de nametrakany tagnany teo amin-jareo ary de nandray ny Fanahy Masina zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 Ary tazagn'i simona fa ny Fanahy Masina de noraisina takeo antagnan'ny apostoly tamin'ny alalan'ny fametran-tagnana, de nameny vola zareo. Ozy izy hoe: "Ameo anà ihany kô zao fahefana zao, ka am'zay ze daôly ametrahako tagnana de mba handray ny Fanahy Masina."
\v 18 Ary tazagn'i simona fa ny Fanahy Masina de noraisina takeo antagnan'ny apostoly tamin'ny alalan'ny fametran-tagnana, de nameny vola zareo. \v 19 Ozy izy hoe: "Ameo anà ihany kô zao fahefana zao, ka am'zay ze daôly ametrahako tagnana de mba handray ny Fanahy Masina."

View File

@ -1 +1 @@
Fa ozy i Petera tamin'azy hoe: "Ho levona miaraka aminao ane ny vola fotsinao, satria eritreretinao fa azo vidim-bola ny fagnomezan'Andriamanitra. Tsy managna anjara na ampahany amin'zany ra zany enao, satria ny fonao de tsy marina amin'Andriamanitra. Noho zany mibebaha amin'ny faharatsenao ary mivavaha amin'Tompo, sao mba mety hamela ny fagnirin'ny fonao Izy. Fa za de matazagna fa vôpoizin'ny lolompo sy vôfatotry ny fahotana enao?
\v 20 \v 22 \v 23 \v 21 Fa ozy i Petera tamin'azy hoe: "Ho levona miaraka aminao ane ny vola fotsinao, satria eritreretinao fa azo vidim-bola ny fagnomezan'Andriamanitra. Tsy managna anjara na ampahany amin'zany ra zany enao, satria ny fonao de tsy marina amin'Andriamanitra. Noho zany mibebaha amin'ny faharatsenao ary mivavaha amin'Tompo, sao mba mety hamela ny fagnirin'ny fonao Izy. Fa za de matazagna fa vôpoizin'ny lolompo sy vôfatotry ny fahotana enao?

View File

@ -1 +1 @@
Simona namaly ka niteny hoe: "Mivavaha amin'ny Tompo ho anà, mba tsy hitranga aminà reo ze nolazainao."
\v 24 Simona namaly ka niteny hoe: "Mivavaha amin'ny Tompo ho anà, mba tsy hitranga aminà reo ze nolazainao."

View File

@ -1 +1 @@
Raf nijoro vavolombelona sy nagnambara ny tenin'ny Tompo zareo, de niverigna taigny Jerosalema i Petera sy Jaona, nitory ny filazantsara tamin'reo tanàna maro takao Samaria.
\v 25 Raf nijoro vavolombelona sy nagnambara ny tenin'ny Tompo zareo, de niverigna taigny Jerosalema i Petera sy Jaona, nitory ny filazantsara tamin'reo tanàna maro takao Samaria.