From 92bca9f91c50b0229095874b23945bfaeba10094 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 16:02:50 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 08/12.txt | 2 +- 08/14.txt | 2 +- 08/18.txt | 2 +- 08/20.txt | 2 +- 08/24.txt | 2 +- 08/25.txt | 2 +- 6 files changed, 6 insertions(+), 6 deletions(-) diff --git a/08/12.txt b/08/12.txt index 392e791..6414832 100644 --- a/08/12.txt +++ b/08/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Fa rafa nino an'i Filipo zareo noho izy nitory ny filazantsara momba ny fanjakan'Andriamanitra sy ny agnaran'i Jesosy Kristy, de natao batisa zareo na reo leila na reo vevavy. Na i Simona aza de mba nino, ary tafaran'ny nagnanôvana batisa an'azy de nijanona niaraka tamin'i Filipo fôgna izy. Rafa natazagna reo famantarana sy asa leibe niseho izy de gaga. \ No newline at end of file +\v 12 Fa rafa nino an'i Filipo zareo noho izy nitory ny filazantsara momba ny fanjakan'Andriamanitra sy ny agnaran'i Jesosy Kristy, de natao batisa zareo na reo leila na reo vevavy. \v 13 Na i Simona aza de mba nino, ary tafaran'ny nagnanôvana batisa an'azy de nijanona niaraka tamin'i Filipo fôgna izy. Rafa natazagna reo famantarana sy asa leibe niseho izy de gaga. \ No newline at end of file diff --git a/08/14.txt b/08/14.txt index 1c4d7d2..8af5369 100644 --- a/08/14.txt +++ b/08/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 \v 17 Ary rafa reignin'ny Apostoly tao Jerosalema fa nandray ny tenin'Andriamanitra Samaria, de nalefan-jareo taigny amin-jareo i Petera sy Jaona. Rafa nidigna zareo de nivavaka ho an'azy reo, mba handraisan-jareo ny Fanahy Masina. Fa nandrapatongan'zany fotôna zany, de mbola tsisy nilatsahan'ny Fanahy Masina miitsy zareo, fa efa vita batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy. Avy teo, Petera sy Jaona de nametrakany tagnany teo amin-jareo ary de nandray ny Fanahy Masina zareo. \ No newline at end of file +\v 14 Ary rafa reignin'ny Apostoly tao Jerosalema fa nandray ny tenin'Andriamanitra Samaria, de nalefan-jareo taigny amin-jareo i Petera sy Jaona. \v 15 Rafa nidigna zareo de nivavaka ho an'azy reo, mba handraisan-jareo ny Fanahy Masina. \v 16 Fa nandrapatongan'zany fotôna zany, de mbola tsisy nilatsahan'ny Fanahy Masina miitsy zareo, fa efa vita batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy. \v 17 Avy teo, Petera sy Jaona de nametrakany tagnany teo amin-jareo ary de nandray ny Fanahy Masina zareo. \ No newline at end of file diff --git a/08/18.txt b/08/18.txt index fe96a5c..3d2d87b 100644 --- a/08/18.txt +++ b/08/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 Ary tazagn'i simona fa ny Fanahy Masina de noraisina takeo antagnan'ny apostoly tamin'ny alalan'ny fametran-tagnana, de nameny vola zareo. Ozy izy hoe: "Ameo anà ihany kô zao fahefana zao, ka am'zay ze daôly ametrahako tagnana de mba handray ny Fanahy Masina." \ No newline at end of file +\v 18 Ary tazagn'i simona fa ny Fanahy Masina de noraisina takeo antagnan'ny apostoly tamin'ny alalan'ny fametran-tagnana, de nameny vola zareo. \v 19 Ozy izy hoe: "Ameo anà ihany kô zao fahefana zao, ka am'zay ze daôly ametrahako tagnana de mba handray ny Fanahy Masina." \ No newline at end of file diff --git a/08/20.txt b/08/20.txt index 545c08f..d4a7309 100644 --- a/08/20.txt +++ b/08/20.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ozy i Petera tamin'azy hoe: "Ho levona miaraka aminao ane ny vola fotsinao, satria eritreretinao fa azo vidim-bola ny fagnomezan'Andriamanitra. Tsy managna anjara na ampahany amin'zany ra zany enao, satria ny fonao de tsy marina amin'Andriamanitra. Noho zany mibebaha amin'ny faharatsenao ary mivavaha amin'Tompo, sao mba mety hamela ny fagnirin'ny fonao Izy. Fa za de matazagna fa vôpoizin'ny lolompo sy vôfatotry ny fahotana enao? \ No newline at end of file +\v 20 \v 22 \v 23 \v 21 Fa ozy i Petera tamin'azy hoe: "Ho levona miaraka aminao ane ny vola fotsinao, satria eritreretinao fa azo vidim-bola ny fagnomezan'Andriamanitra. Tsy managna anjara na ampahany amin'zany ra zany enao, satria ny fonao de tsy marina amin'Andriamanitra. Noho zany mibebaha amin'ny faharatsenao ary mivavaha amin'Tompo, sao mba mety hamela ny fagnirin'ny fonao Izy. Fa za de matazagna fa vôpoizin'ny lolompo sy vôfatotry ny fahotana enao? \ No newline at end of file diff --git a/08/24.txt b/08/24.txt index ac5901c..e18ad36 100644 --- a/08/24.txt +++ b/08/24.txt @@ -1 +1 @@ -Simona namaly ka niteny hoe: "Mivavaha amin'ny Tompo ho anà, mba tsy hitranga aminà reo ze nolazainao." \ No newline at end of file +\v 24 Simona namaly ka niteny hoe: "Mivavaha amin'ny Tompo ho anà, mba tsy hitranga aminà reo ze nolazainao." \ No newline at end of file diff --git a/08/25.txt b/08/25.txt index 55fc006..4c13392 100644 --- a/08/25.txt +++ b/08/25.txt @@ -1 +1 @@ -Raf nijoro vavolombelona sy nagnambara ny tenin'ny Tompo zareo, de niverigna taigny Jerosalema i Petera sy Jaona, nitory ny filazantsara tamin'reo tanàna maro takao Samaria. \ No newline at end of file +\v 25 Raf nijoro vavolombelona sy nagnambara ny tenin'ny Tompo zareo, de niverigna taigny Jerosalema i Petera sy Jaona, nitory ny filazantsara tamin'reo tanàna maro takao Samaria. \ No newline at end of file