auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 17:38:15 +08:00 committed by root
parent 83c04994d4
commit 717f16ac36
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nisy leila raika tao an-tananan'ny Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapitenin'reo antoko Maramila Italiana. Leila mpivavaka izy ze midera an'Andriamanitra niaraka amin'ny fianakavena daôly: nagnome vola betsaka an'reo ze teo agnatin'ny fasahiranana izy, ary nivavaka isan'andro
Ary nisy leila raika tao an-tananan'ny Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapitenin'reo antoko Maramila Italiana. Leila mpivavaka izy ze midera an'Andriamanitra niaraka amin'ny fianakavena daôly: nagnome vola betsaka an'reo ze teo agnatin'ny fasahiranana izy, ary nivavaka isan'andro isan'andro tamin'Andriamanitra.

1
10/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tokony tamin'ny ora faha sivy ampôlakeka teo, no nahita fahitana tamin'ny fahian'ny anjelin'Andriamanitra nagnatogna an'azy izy. Le anjely niteny tamin'azy hoe: "Ry Kornelio!