diff --git a/10/01.txt b/10/01.txt index 5309f75..3f91ec0 100644 --- a/10/01.txt +++ b/10/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nisy leila raika tao an-tananan'ny Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapitenin'reo antoko Maramila Italiana. Leila mpivavaka izy ze midera an'Andriamanitra niaraka amin'ny fianakavena daôly: nagnome vola betsaka an'reo ze teo agnatin'ny fasahiranana izy, ary nivavaka isan'andro \ No newline at end of file +Ary nisy leila raika tao an-tananan'ny Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapitenin'reo antoko Maramila Italiana. Leila mpivavaka izy ze midera an'Andriamanitra niaraka amin'ny fianakavena daôly: nagnome vola betsaka an'reo ze teo agnatin'ny fasahiranana izy, ary nivavaka isan'andro isan'andro tamin'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/10/03.txt b/10/03.txt new file mode 100644 index 0000000..8a50c62 --- /dev/null +++ b/10/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +Tokony tamin'ny ora faha sivy ampôlakeka teo, no nahita fahitana tamin'ny fahian'ny anjelin'Andriamanitra nagnatogna an'azy izy. Le anjely niteny tamin'azy hoe: "Ry Kornelio! \ No newline at end of file