auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:49:02 +08:00 committed by root
parent d79b078ff3
commit 5a92073899
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady tsara endriky ny tempoly, mba hangataka fagnomezana ara-bola aigny am'reo ôla ze mankaigny an-tempoly. Rafa natazagna an'i Petera sy i Jaona ze hande hiditra n
Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady tsara endriky ny tempoly, mba hangataka fagnomezana ara-bola aigny am'reo ôla ze mankaigny an-tempoly. Rafa natazagna an'i Petera sy i Jaona ze hande hiditra ny tempoly de nangataka fagnomezana ara-bola tamin-jareo izy.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nibanjina ny masony niaraka tam'i Jaona i Petera de nitare hoe: "Tazagno izahay."