auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-13 18:25:02 +03:00 committed by root
parent bed56f5b38
commit 587cf8dc71
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
(Fagnamarihana: "Reo antontan-taratasy talô de ahitana akao amin'ny andininy faha fito 7 hoe: "Fa Lysia, mpiandraikitra, tonga ary niaka an'azy an-keriny takeo an-tagnanay.") Rafa magnontany an'i Paoly mikasika regny ra daôly regny anao, de ho fantatrao ny mikasika regny fiampangana nataonay momba an'azy regny." (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy akao amin'ny tapagny vôlôny amin'ny andinin'ny faha vaol 8 hoe: "Nandefa an'nay takeo aminao.") Reo Jiosy iany kô de nagnampy
(Fagnamarihana: "Reo antontan-taratasy talô de ahitana akao amin'ny andininy faha fito 7 hoe: "Fa Lysia, mpiandraikitra, tonga ary niaka an'azy an-keriny takeo an-tagnanay.") Rafa magnontany an'i Paoly mikasika regny ra daôly regny anao, de ho fantatrao ny mikasika regny fiampangana nataonay momba an'azy regny." (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy akao amin'ny tapagny vôlôny amin'ny andinin'ny faha vaol 8 hoe: "Nandefa an'nay takeo aminao.") Reo Jiosy iany kô de nagnampy trotraka regny fiampangana regny ary nagnamafy fa marina avokô regny.

1
24/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa rafa notondron'ny mpanapaka hitare i Paoly, de namaly Paoly hoe: "Fantatro fa anao de efa mpitsara taketo am'ty firenena ty nandritry ny taona maro, ka de faly ny tegnako magnazava aminao. Ho fantatrao fa tsy mbôla mihôtra ny rombefolo andro za