auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-13 18:25:02 +03:00 committed by root
parent 1d31c51643
commit bed56f5b38
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
(Fagnamarihana: "Reo antontan-taratasy talô de ahitana akao amin'ny andininy faha fito 7 hoe: "Fa Lysia, mpiandraikitra, tonga ary niaka an'azy an-keriny takeo an-tagnanay."
(Fagnamarihana: "Reo antontan-taratasy talô de ahitana akao amin'ny andininy faha fito 7 hoe: "Fa Lysia, mpiandraikitra, tonga ary niaka an'azy an-keriny takeo an-tagnanay.") Rafa magnontany an'i Paoly mikasika regny ra daôly regny anao, de ho fantatrao ny mikasika regny fiampangana nataonay momba an'azy regny." (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy akao amin'ny tapagny vôlôny amin'ny andinin'ny faha vaol 8 hoe: "Nandefa an'nay takeo aminao.") Reo Jiosy iany kô de nagnampy