Mon Jun 08 2020 16:14:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:14:31 +03:00
parent 8c89095c04
commit 52709d8ecc
5 changed files with 6 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Ary tam'zany tao Ikonioma Paoly sy Barnabasy niara-niditra takao amin'ny Synagogan'ny Jiosy ka nikoragna tam-pavitrihana ary ny vahôka betsaka be Jiosy sy Grika de nino. Fa ny Jiosy ze tsy nankato kosa de nanakorontana ny fisaignan'ny jentilisa ka nahatonga an-jareo hanohitra reo ralahy.
\c 14 \v 1 Ary tam'zany tao Ikonioma Paoly sy Barnabasy niara-niditra takao amin'ny Synagogan'ny Jiosy ka nikoragna tam-pavitrihana ary ny vahôka betsaka be Jiosy sy Grika de nino. \v 2 Fa ny Jiosy ze tsy nankato kosa de nanakorontana ny fisaignan'ny jentilisa ka nahatonga an-jareo hanohitra reo ralahy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Ka nipetraka ela takeo zareo, nitare tam-pasahiana niaraka tamin'ny herin'ny Tompo, tamin'ny nagnomezany porofo makasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany. Izy nagnano zany tamin'ny alalan'ny famantarana sy fagagana ze natao tamin'ny alalan'ny tagnan'i Paoly sy Barnabasy. Saingy ny ankabeazan'ny tanàna de nizarazara: ny ôla sasagny niandany niaraka tam'reo Jiosy, ary ny sasagny niaraka tam'reo Apostoly.
\v 3 Ka nipetraka ela takeo zareo, nitare tam-pasahiana niaraka tamin'ny herin'ny Tompo, tamin'ny nagnomezany porofo makasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany. Izy nagnano zany tamin'ny alalan'ny famantarana sy fagagana ze natao tamin'ny alalan'ny tagnan'i Paoly sy Barnabasy. \v 4 Saingy ny ankabeazan'ny tanàna de nizarazara: ny ôla sasagny niandany niaraka tam'reo Jiosy, ary ny sasagny niaraka tam'reo Apostoly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Rafa nagnandrana nandresy lahatra ny mpitarika an-jareo ny Jentilisa sy ny Jiosy mbô hamono sy hitora-bato an'i Paoly sy Barnabasy, de nanjary nisitrika zareo ary nilefa malaky takao an-tanànan'ny Lykaonina, Lystra sy Derbe, ary reo tanàna magnodidina ny faritra, ka taigny zareo no nagnambara ny filazantsara.
\v 5 \v 7 Rafa nagnandrana nandresy lahatra ny mpitarika an-jareo ny Jentilisa sy ny Jiosy mbô hamono sy hitora-bato an'i Paoly sy Barnabasy, \v 6 de nanjary nisitrika zareo ary nilefa malaky takao an-tanànan'ny Lykaonina, Lystra sy Derbe, ary reo tanàna magnodidina ny faritra, ka taigny zareo no nagnambara ny filazantsara.

1
14/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 14

View File

@ -249,6 +249,8 @@
"13-48",
"13-50",
"14-title",
"14-01",
"14-03",
"14-27",
"15-01",
"15-03",