diff --git a/14/01.txt b/14/01.txt index 7f91227..1b342d1 100644 --- a/14/01.txt +++ b/14/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Ary tam'zany tao Ikonioma Paoly sy Barnabasy niara-niditra takao amin'ny Synagogan'ny Jiosy ka nikoragna tam-pavitrihana ary ny vahôka betsaka be Jiosy sy Grika de nino. Fa ny Jiosy ze tsy nankato kosa de nanakorontana ny fisaignan'ny jentilisa ka nahatonga an-jareo hanohitra reo ralahy. \ No newline at end of file +\c 14 \v 1 Ary tam'zany tao Ikonioma Paoly sy Barnabasy niara-niditra takao amin'ny Synagogan'ny Jiosy ka nikoragna tam-pavitrihana ary ny vahôka betsaka be Jiosy sy Grika de nino. \v 2 Fa ny Jiosy ze tsy nankato kosa de nanakorontana ny fisaignan'ny jentilisa ka nahatonga an-jareo hanohitra reo ralahy. \ No newline at end of file diff --git a/14/03.txt b/14/03.txt index cacc8a1..c322958 100644 --- a/14/03.txt +++ b/14/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Ka nipetraka ela takeo zareo, nitare tam-pasahiana niaraka tamin'ny herin'ny Tompo, tamin'ny nagnomezany porofo makasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany. Izy nagnano zany tamin'ny alalan'ny famantarana sy fagagana ze natao tamin'ny alalan'ny tagnan'i Paoly sy Barnabasy. Saingy ny ankabeazan'ny tanàna de nizarazara: ny ôla sasagny niandany niaraka tam'reo Jiosy, ary ny sasagny niaraka tam'reo Apostoly. \ No newline at end of file +\v 3 Ka nipetraka ela takeo zareo, nitare tam-pasahiana niaraka tamin'ny herin'ny Tompo, tamin'ny nagnomezany porofo makasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany. Izy nagnano zany tamin'ny alalan'ny famantarana sy fagagana ze natao tamin'ny alalan'ny tagnan'i Paoly sy Barnabasy. \v 4 Saingy ny ankabeazan'ny tanàna de nizarazara: ny ôla sasagny niandany niaraka tam'reo Jiosy, ary ny sasagny niaraka tam'reo Apostoly. \ No newline at end of file diff --git a/14/05.txt b/14/05.txt index f202e0a..135c15c 100644 --- a/14/05.txt +++ b/14/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Rafa nagnandrana nandresy lahatra ny mpitarika an-jareo ny Jentilisa sy ny Jiosy mbô hamono sy hitora-bato an'i Paoly sy Barnabasy, de nanjary nisitrika zareo ary nilefa malaky takao an-tanànan'ny Lykaonina, Lystra sy Derbe, ary reo tanàna magnodidina ny faritra, ka taigny zareo no nagnambara ny filazantsara. \ No newline at end of file +\v 5 \v 7 Rafa nagnandrana nandresy lahatra ny mpitarika an-jareo ny Jentilisa sy ny Jiosy mbô hamono sy hitora-bato an'i Paoly sy Barnabasy, \v 6 de nanjary nisitrika zareo ary nilefa malaky takao an-tanànan'ny Lykaonina, Lystra sy Derbe, ary reo tanàna magnodidina ny faritra, ka taigny zareo no nagnambara ny filazantsara. \ No newline at end of file diff --git a/14/title.txt b/14/title.txt new file mode 100644 index 0000000..5a77d39 --- /dev/null +++ b/14/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 14 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index b3bcf81..61dad52 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -249,6 +249,8 @@ "13-48", "13-50", "14-title", + "14-01", + "14-03", "14-27", "15-01", "15-03",