auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 12:42:14 +03:00 committed by root
parent 1471e57aab
commit 46c9e2f0e8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa rafa avy nandidy reo Apostoly handao ny fivorian'ny filan-kevitra zareo, de nifampiresaka zareo. Ozy zareo hoe: "Ino no tokony ho atao am'reto leila reto? Noho ny fagagana
Fa rafa avy nandidy reo Apostoly handao ny fivorian'ny filan-kevitra zareo, de nifampiresaka zareo. Ozy zareo hoe: "Ino no tokony ho atao am'reto leila reto? Noho ny fagagana vita tamin'ny alalan-jareo de fantatr'reo ôla daôly mipetraka aketo Jerosalema, ary tsy azontsika lavina. Fa mbô tsy hiparitahan'zany amin'ny vahôka kosa, de ndao tsikana hampitandrina an-jareo mbô tsy hitenenan-jareo zany agnarana zany tsony. Nantsoviny hiditra i Petera sy Jaona ary notenenin-jareo tsy hitare sy tsy hampianatra