auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 12:42:14 +03:00 committed by root
parent 33c6a10047
commit 1471e57aab
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary rafa nahita ny fasahian'i Petera sy Jaona zareo, ary nahatsapa fa ôlon-tsotra, ôla tsy nandia fianarana, de gaga zareo, nafantatra fa
Ary rafa nahita ny fasahian'i Petera sy Jaona zareo, ary nahatsapa fa ôlon-tsotra, ôla tsy nandia fianarana, de gaga zareo, nafantatra fa niaraka tamin'i Jesosy i Petera sy Jaona. satria zareo natazagna le leila ze sitrana nitsangana niaraka tamin-jareo, ka tsy nahita lazaina hanoherana zany zareo.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa rafa avy nandidy reo Apostoly handao ny fivorian'ny filan-kevitra zareo, de nifampiresaka zareo. Ozy zareo hoe: "Ino no tokony ho atao am'reto leila reto? Noho ny fagagana