auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 14:02:21 +03:00 committed by root
parent 3ca91c0b2f
commit 3f089e40a6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany Agripa nitare tamin'i Paoly hoe: "Afaka mitare ho an'ny tegnanao anao." De naninjitra ny tagnany Paoly ary nagnano ny ferovan-tegnany. "Maneho ny tegnako ôtran'ny faly za, ry Agripa mpanjaka, mbô hitondra ny ra mahazo anà aketo agnolônao gniany magnohitra an'reo fempangan'reo Jiosy daôly; ndrindra, satria anao efa za-draharaha amin'ny fomba amam-panao sy fagnontanen'ny Jiosy daôly. noho zany
Noho zany Agripa nitare tamin'i Paoly hoe: "Afaka mitare ho an'ny tegnanao anao." De naninjitra ny tagnany Paoly ary nagnano ny ferovan-tegnany. "Maneho ny tegnako ôtran'ny faly za, ry Agripa mpanjaka, mbô hitondra ny ra mahazo anà aketo agnolônao gniany magnohitra an'reo fempangan'reo Jiosy daôly; ndrindra, satria anao efa za-draharaha amin'ny fomba amam-panao sy fagnontanen'ny Jiosy daôly. Noho zany de mangataka an'nao za handregny anà am-paretana.