auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 14:13:49 +03:00 committed by root
parent 38997da996
commit 3ca91c0b2f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany Agripa nitare tamin'i Paoly hoe: "Afaka mitare ho an'ny tegnanao anao." De naninjitra ny tagnany Paoly ary nagnano ny ferovan-tegnany. "Maneho ny tegnako ôtran'ny faly za, ry Agripa mpanjaka, mbô hitondra ny ra mahazo anà aketo agnolônao gniany magnohitra an'reo fempangan'reo Jios
Noho zany Agripa nitare tamin'i Paoly hoe: "Afaka mitare ho an'ny tegnanao anao." De naninjitra ny tagnany Paoly ary nagnano ny ferovan-tegnany. "Maneho ny tegnako ôtran'ny faly za, ry Agripa mpanjaka, mbô hitondra ny ra mahazo anà aketo agnolônao gniany magnohitra an'reo fempangan'reo Jiosy daôly; ndrindra, satria anao efa za-draharaha amin'ny fomba amam-panao sy fagnontanen'ny Jiosy daôly. noho zany