auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 14:59:25 +03:00 committed by root
parent ee01dfa4af
commit 37c5490ec9
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy hatraigny de niaka miaramila sy kapiteny izy ary nihazakazaka nidigna nankaigny am'reo vahôka. Rafa natazagna ny kapiteny sy reo miatamila ny vahôka, de nijanona nitaroka an'i Paoly zareo. De nagnantona le kapiteny ary nisambotra an'i Paoly, ary nasainy nofatorana tamin'ny rojo vy roey izy. De nagnontany izy hoe iza ma izy ary ino no nataony.
\v 32 \v 33 Avy hatraigny de niaka miaramila sy kapiteny izy ary nihazakazaka nidigna nankaigny am'reo vahôka. Rafa natazagna ny kapiteny sy reo miatamila ny vahôka, de nijanona nitaroka an'i Paoly zareo. De nagnantona le kapiteny ary nisambotra an'i Paoly, ary nasainy nofatorana tamin'ny rojo vy roey izy. De nagnontany izy hoe iza ma izy ary ino no nataony.

View File

@ -1 +1 @@
Ny sasagny tam'reo vahôka nitabataba ra raika ary reo hafa ra hafa. Satria tsy afaka nikoragna na ino na ino ny kapiteny noho ny tabataba daôly, de nasainy nentina ho aigny amin'ny rova i Paoly. Rafa tonga takeo amin'ny tôtra izy, de nentin'reo miaramila izy noho ny herisetran'ny vahôka. Fa nagnaraka takao afara ny vahôka betsaka ary nanohy nihorakoraka hoe: "Vonio izy."
\v 34 \v 35 \v 36 Ny sasagny tam'reo vahôka nitabataba ra raika ary reo hafa ra hafa. Satria tsy afaka nikoragna na ino na ino ny kapiteny noho ny tabataba daôly, de nasainy nentina ho aigny amin'ny rova i Paoly. Rafa tonga takeo amin'ny tôtra izy, de nentin'reo miaramila izy noho ny herisetran'ny vahôka. Fa nagnaraka takao afara ny vahôka betsaka ary nanohy nihorakoraka hoe: "Vonio izy."