From 37c5490ec9467b054cca2e89f88dd27129e4e24f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 4 Jun 2020 14:59:25 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 21/32.txt | 2 +- 21/34.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/21/32.txt b/21/32.txt index 57c1126..d730f4a 100644 --- a/21/32.txt +++ b/21/32.txt @@ -1 +1 @@ -Avy hatraigny de niaka miaramila sy kapiteny izy ary nihazakazaka nidigna nankaigny am'reo vahôka. Rafa natazagna ny kapiteny sy reo miatamila ny vahôka, de nijanona nitaroka an'i Paoly zareo. De nagnantona le kapiteny ary nisambotra an'i Paoly, ary nasainy nofatorana tamin'ny rojo vy roey izy. De nagnontany izy hoe iza ma izy ary ino no nataony. \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 Avy hatraigny de niaka miaramila sy kapiteny izy ary nihazakazaka nidigna nankaigny am'reo vahôka. Rafa natazagna ny kapiteny sy reo miatamila ny vahôka, de nijanona nitaroka an'i Paoly zareo. De nagnantona le kapiteny ary nisambotra an'i Paoly, ary nasainy nofatorana tamin'ny rojo vy roey izy. De nagnontany izy hoe iza ma izy ary ino no nataony. \ No newline at end of file diff --git a/21/34.txt b/21/34.txt index 0e1816f..d8e996f 100644 --- a/21/34.txt +++ b/21/34.txt @@ -1 +1 @@ -Ny sasagny tam'reo vahôka nitabataba ra raika ary reo hafa ra hafa. Satria tsy afaka nikoragna na ino na ino ny kapiteny noho ny tabataba daôly, de nasainy nentina ho aigny amin'ny rova i Paoly. Rafa tonga takeo amin'ny tôtra izy, de nentin'reo miaramila izy noho ny herisetran'ny vahôka. Fa nagnaraka takao afara ny vahôka betsaka ary nanohy nihorakoraka hoe: "Vonio izy." \ No newline at end of file +\v 34 \v 35 \v 36 Ny sasagny tam'reo vahôka nitabataba ra raika ary reo hafa ra hafa. Satria tsy afaka nikoragna na ino na ino ny kapiteny noho ny tabataba daôly, de nasainy nentina ho aigny amin'ny rova i Paoly. Rafa tonga takeo amin'ny tôtra izy, de nentin'reo miaramila izy noho ny herisetran'ny vahôka. Fa nagnaraka takao afara ny vahôka betsaka ary nanohy nihorakoraka hoe: "Vonio izy." \ No newline at end of file