auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 18:23:42 +08:00 committed by root
parent e60fc791bd
commit 36f363c83c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Le gaogna niteny hoe: "Reo Jiosy de efa naneky ny hangataka aminao mba hitondra an'i Paoly hidigna aigny amin'ny filan-kevitra rampitso, ôtran'ny hoe izy reo de hande hagnontany ny momba an'azy marina kokô. Nefa aza maneky an'azy reo, satria nisy ôla mihôtra ny efapolo ze efa vonona ny hamono an'azy. Nagnantso ozona ho an'ny tegnany zereo, mba tsy hinana na hisotro ambara-pamonoan'jareo. Fa na de zao aza de efa vonona izy reo, ary mandign
Le gaogna niteny hoe: "Reo Jiosy de efa naneky ny hangataka aminao mba hitondra an'i Paoly hidigna aigny amin'ny filan-kevitra rampitso, ôtran'ny hoe izy reo de hande hagnontany ny momba an'azy marina kokô. Nefa aza maneky an'azy reo, satria nisy ôla mihôtra ny efapolo ze efa vonona ny hamono an'azy. Nagnantso ozona ho an'ny tegnany zereo, mba tsy hinana na hisotro ambara-pamonoan'jareo. Fa na de zao aza de efa vonona izy reo, ary mandigny ny fagnekena avy aigny aminao."

1
23/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ka navelan'i le kapiteny mpifehy hande le gaogna, tafaran'ny nanoroany hevitra an'azy hoe: "Aza mitare na amin'izy na amin'iza