auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 18:23:42 +08:00 committed by root
parent 8585b0969a
commit e60fc791bd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Le gaogna niteny hoe: "Reo Jiosy de efa naneky ny hangataka aminao mba hitondra an'i Paoly hidigna aigny amin'ny filan-kevitra rampitso, ôtran'ny hoe izy reo de hande hagnontany ny momba an'azy marina kokô. Nefa aza maneky an'azy reo, satria nisy ôla mihôtra ny efapolo ze efa vonona ny hamono an'azy. Nagnantso ozona ho an'ny tegnany zereo, mba tsy hinana na hisotro ambara-pamonoan'jareo. Fa na de zao aza de
Le gaogna niteny hoe: "Reo Jiosy de efa naneky ny hangataka aminao mba hitondra an'i Paoly hidigna aigny amin'ny filan-kevitra rampitso, ôtran'ny hoe izy reo de hande hagnontany ny momba an'azy marina kokô. Nefa aza maneky an'azy reo, satria nisy ôla mihôtra ny efapolo ze efa vonona ny hamono an'azy. Nagnantso ozona ho an'ny tegnany zereo, mba tsy hinana na hisotro ambara-pamonoan'jareo. Fa na de zao aza de efa vonona izy reo, ary mandign