auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 18:23:42 +08:00 committed by root
parent 45915535b5
commit 34c676a47c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa niditra takao Roma zahay, de nahazo alalana hiara-hiaigna am'reo miaramila niambina an'azy Paoly. Ary rafa afaka telo andro tafaran'ze de nampiantso niaraka reo leila ze mpitarika teo amin'reo Jiosy reo i Paoly. Raf niaraka tonga zareo, de niteny tam'jareo izy hoe: "Ry rahala, na de tsy nagnano ra ratsy tamin'ny ôla na ny fomban'reo razantsia aza za, de natolotra ho
Rafa niditra takao Roma zahay, de nahazo alalana hiara-hiaigna am'reo miaramila niambina an'azy Paoly. Ary rafa afaka telo andro tafaran'ze de nampiantso niaraka reo leila ze mpitarika teo amin'reo Jiosy reo i Paoly. Raf niaraka tonga zareo, de niteny tam'jareo izy hoe: "Ry rahala, na de tsy nagnano ra ratsy tamin'ny ôla na ny fomban'reo razantsia aza za, de natolotra ho gadrana taigny Jerosalema teo an-tagnan'ny Romana. Rafa avy nagnadiady anà zareo, de nagniry ny hanafaka anà, satria tsy nisy antony tokony hagnamelôgna anà ho foaty.

1
28/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa