auto save
This commit is contained in:
parent
29d3d7e54e
commit
45915535b5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Rafa niditra takao Roma zahay, de nahazo alalana hiara-hiaigna am'reo miaramila niambina an'azy Paoly. Ary rafa afaka t
|
||||
Rafa niditra takao Roma zahay, de nahazo alalana hiara-hiaigna am'reo miaramila niambina an'azy Paoly. Ary rafa afaka telo andro tafaran'ze de nampiantso niaraka reo leila ze mpitarika teo amin'reo Jiosy reo i Paoly. Raf niaraka tonga zareo, de niteny tam'jareo izy hoe: "Ry rahala, na de tsy nagnano ra ratsy tamin'ny ôla na ny fomban'reo razantsia aza za, de natolotra ho
|
Loading…
Reference in New Issue