auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 20:14:08 +08:00 committed by root
parent 4ac30c7376
commit 33a1869e1f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hainareo le hafatra ze nalefany ho an'ny zanak'Israely, rafa nagnambara filazantsara momba ny fiadanana avy amin'ny alalan'i Jesosy kristy izy, ze Tompon'ny daôly. Anareo de nafatatra reo ra nibôgna, ze tegna nitranga tao amin'ny tôrana daôly teo Jodia nanomboka taigny Galilia, tafaran'ny batisa ze nagnambaran'i Jaona; reo ra-nibôgna mikasika an'i Jesosin'ny Nazareta, ny fomba nagnosoran'Andriamanitra an'Azy tamin'ny Fanahy Masina sy tamin'ny hery. N
Hainareo le hafatra ze nalefany ho an'ny zanak'Israely, rafa nagnambara filazantsara momba ny fiadanana avy amin'ny alalan'i Jesosy kristy izy, ze Tompon'ny daôly. Anareo de nafatatra reo ra nibôgna, ze tegna nitranga tao amin'ny tôrana daôly teo Jodia nanomboka taigny Galilia, tafaran'ny batisa ze nagnambaran'i Jaona; reo ra-nibôgna mikasika an'i Jesosin'ny Nazareta, ny fomba nagnosoran'Andriamanitra an'Azy tamin'ny Fanahy Masina sy tamin'ny hery. Nande nagnano sao Izy sady nagnasitrana an'reo ze vôgejan'ny devoly, satria Andriamanitra de niaraka tamin'Azy.