auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 17:38:15 +08:00 committed by root
parent 7c3e1c70f7
commit 4ac30c7376
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hainareo le hafatra ze nalefany ho an'ny zanak'Israely, rafa nagnambara filazantsara momba ny fiadanana avy amin'ny alalan'i Jesosy kristy izy, ze Tompon'ny daôly. Anareo de nafatatra reo ra nibôgna, ze tegna nitranga tao amin'ny tôrana daôly teo Jodia nanomboka taigny Galilia, tafaran'ny
Hainareo le hafatra ze nalefany ho an'ny zanak'Israely, rafa nagnambara filazantsara momba ny fiadanana avy amin'ny alalan'i Jesosy kristy izy, ze Tompon'ny daôly. Anareo de nafatatra reo ra nibôgna, ze tegna nitranga tao amin'ny tôrana daôly teo Jodia nanomboka taigny Galilia, tafaran'ny batisa ze nagnambaran'i Jaona; reo ra-nibôgna mikasika an'i Jesosin'ny Nazareta, ny fomba nagnosoran'Andriamanitra an'Azy tamin'ny Fanahy Masina sy tamin'ny hery. N