auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-23 18:57:44 +03:00 committed by root
parent b898f1f6c0
commit 183a23266a
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, de ilaina, ny raika am'reo leila niaraka tamintsikana nandritran'ny fotôna daôly nidiran'i Jesosy Tompo sy ny nivôkany taketo amintsikana, hatramin'ny batisan'i Jaona ka hatramin'ny andro niakarany takeo amintsikana, de tsy maintsy vavolombelona miaraka amintsika amin'ny fitsanganany." Ary nametraka rôlà zareo, de i Josefa nantsôvigna hoe Barsabasy, na kô atao hoe Josto, ary Matia.
\v 21 \v 22 \v 23 Noho zany, de ilaina, ny raika am'reo leila niaraka tamintsikana nandritran'ny fotôna daôly nidiran'i Jesosy Tompo sy ny nivôkany taketo amintsikana, hatramin'ny batisan'i Jaona ka hatramin'ny andro niakarany takeo amintsikana, de tsy maintsy vavolombelona miaraka amintsika amin'ny fitsanganany." Ary nametraka rôlà zareo, de i Josefa nantsôvigna hoe Barsabasy, na kô atao hoe Josto, ary Matia.

View File

@ -1 +1 @@
Nivavaka zareo ary nitare hoe: "Anao, ry Tompo, no mafantatra reo fon'ny ôla daôly, ka ambarao ze hofidinao amin'izy rôlà mbô haka ny tôrana akato am'zao fanompoana zao sy ny maha Apostoly nohon'ny fandikan-dalàna ze nataon'i Jodasy hande ho aigny amin'ny tôrany manokana. Zareo de niloka ho an-jareo, ary nilatsaka tamin'i Matia ny filokana, ary vôisa ho Apostoly raikambefolo izy.
\v 24 \v 25 \v 26 Nivavaka zareo ary nitare hoe: "Anao, ry Tompo, no mafantatra reo fon'ny ôla daôly, ka ambarao ze hofidinao amin'izy rôlà mbô haka ny tôrana akato am'zao fanompoana zao sy ny maha Apostoly nohon'ny fandikan-dalàna ze nataon'i Jodasy hande ho aigny amin'ny tôrany manokana. Zareo de niloka ho an-jareo, ary nilatsaka tamin'i Matia ny filokana, ary vôisa ho Apostoly raikambefolo izy.