auto save
This commit is contained in:
parent
247e9b9306
commit
b898f1f6c0
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nivavaka zareo ary nitare hoe: "Anao, ry Tompo, no mafantatra reo fon'ny ôla daôly, ka ambarao ze hofidinao amin'izy rôlà mbô haka ny tôrana akato am'zao fanompoana zao sy ny maha Apostoly nohon'ny
|
||||
Nivavaka zareo ary nitare hoe: "Anao, ry Tompo, no mafantatra reo fon'ny ôla daôly, ka ambarao ze hofidinao amin'izy rôlà mbô haka ny tôrana akato am'zao fanompoana zao sy ny maha Apostoly nohon'ny fandikan-dalàna ze nataon'i Jodasy hande ho aigny amin'ny tôrany manokana. Zareo de niloka ho an-jareo, ary nilatsaka tamin'i Matia ny filokana, ary vôisa ho Apostoly raikambefolo izy.
|
Loading…
Reference in New Issue