@ -0,0 +1 @@
Ny tetik'reo miaramila de ny hamono reo gadra mba tsisy am-jareo ho afaka ande hilomamo ka hilefa. Fa le kapiteny te-hamonjy an'i Paoly, ka de najanony