auto save
This commit is contained in:
parent
698def8fa2
commit
dfc32f9929
27
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Rafa tonga ny andro, de tsy fantan'jareo le tany, fa nahita helon-drano raika nisy tora-pasika zareo, ary nifandinika zareo raha afaka hitondra ny sambo taigny. Ka de notapan'jareo vatofantsika ary navelan'jareo taigny an-dranomasina. Niaraka tam-zay de nalatsan'jareo ny tady teo am'familiana ary natsangany ny lay ho akeo am'rivotra; ary de niroso nankeo amin'ny
|
||||
Rafa tonga ny andro, de tsy fantan'jareo le tany, fa nahita helon-drano raika nisy tora-pasika zareo, ary nifandinika zareo raha afaka hitondra ny sambo taigny. Ka de notapan'jareo vatofantsika ary navelan'jareo taigny an-dranomasina. Niaraka tam-zay de nalatsan'jareo ny tady teo am'familiana ary natsangany ny lay ho akeo am'rivotra; ary de niroso nankeo amin'ny tora-pasika zareo. Fa tonga teo am'tôrana raika ze nisy ranomasina nifanapaka zareo, da nidona tam'tany ny sambo. Ary ny loha-sambo de niraikitra teo ary nijanona tsy afa-nihetsika, fa ny vodi-tsambo kosa nanomboka vaky nony hahery vaikan'ny onja.
|
Loading…
Reference in New Issue